|
|
|
|

Entry1  manaiky ambony ihany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manaiky, ambony, ihany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny
Explanations in English  5  [1.2] to agree readily to anything without consideration.
Synonyms  6  manaiky be, manaiky befahatany

Updated on 2025/07/29